Hira
Fianakaviana mandrakizay


98

Fianakaviana mandrakizay

Faly sy mientanentana

1. Manana fianakaviana aho.

Mifankatia ‘zahay.

Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho ho mandrakizay.

[Chorus]

Fianakaviana mandrakizay

no drafitry ny Ray.

Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay,

ka ny Tompo no hampianatra ahy

handova ny mandrakizay.

2. Na dia mbola kely aza aho,

afaka miomana aho

ho vady mendrika ho fehezina ho mandrakizay.

[Chorus]

Fianakaviana mandrakizay

no drafitry ny Ray.

Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay,

ka ny Tompo no hampianatra ahy

handova ny mandrakizay.

Jereo koa ny Cantiques, lah. 192.

Tonony: Ruth Muir Gardner, 1927–1999. © 1980 IRI

Feony: Vanja Y. Watkins, ter. 1938. © 1980 IRI

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 138:47–48

Almà 37:35