Hira
Nalefany ny Zanany


20

Nalefany ny Zanany

Iainana tsara

Fitia manao ahoana moa ilay nomen’ ny Ray?

Nalefany ny zanany, fiadanana ho ahy.

Ahoana koa no nanehoany ny lalana ho aleha?

Nalefany ny Zanany, hanoro sy hampandre.

Ahoana no nambarany ny amin’ny sorona?

Nalefany ny zanany ho faty ho an’ ny olona.

Ary inona no asainy atao ao ami(n’ny) teny soa?

Minoa ka manompoa ny hafa tahaka an’i Jesoa.

Ahoana hoy Izy? Araho Kristy.

Tonony: Mabel Jones Gabbott, 1910–2004

Feony: Michael Finlinson Moody, ter. 1941

© 1982 an’i Mabel Jones Gabbott sy Michael Finlinson Moody. Fandrindrana © 1989 IRI. Ity hira ity dia azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana na ao an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola.

Môrônia 7:48

3 Nefia 27:21

Jaona 3:16

Jaona 13:15