Hira
Ny fanehoam-panajana dia fitiavana


12

Ny fanehoam-panajana dia fitiavana

Amim-panajana

Tsy vitan’ ny hoe mipetraka mangina,

izany hoe manaja ny Ray.

Fa mahatsiaro Azy sy ‘reo fitahiana.

Fanehoam-pitiavana izany.

Ary aseho amin’ny asa atao sy fiteny.

Mazava ny lalana nomeny.

Rehefa maneho fanajana tokoa,

dia akaiky ny Ray sy Jesoa.

Tonony sy feony: Maggie Olauson, ter. 1949

© 1987 an’i Maggie Olauson. Zo rehetra voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 138:1–4

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 109:21