Hira
Miarahaba anao ry namako


134

Miarahaba anao ry namako

Amim-pifaliana

Miarahab(a) anao ry namako,*

ka tonga eto aho mirary soa.

Tratr(a) izao tsingerintaon(a) izao.

Ho feno fifalian(a) anie ny andronao!

*Azonao soloina anaran’ankizy ity teny ity.

Tonony sy feony: Mildred E. Millett McNees, 1925–2006. © 1963 IRI