Hira
He! Velona ny Ray


8

He! Velona ny Ray

Malefaka

1. He velona ny Ray ary izaho dia tiany hatrany.

Ny Fanahy no mibitsika hoe marina izany,

ka fantatro avy hatrany.

2. 2. Ny sitrapony ihany no hataoko ety antany.

Ny Fanahy no mibitsika hoe vitako izany.

Ho vitako izany.

Mba hitendrena azy ity amin’ny feo roa dia ny iray mitendry ny feon-kira ary ny iray hafa kosa mitendry ny feo tokony hiraina fa octave iray ambony kokoa.

Jereo ihany koa ny Cantiques, lah. 196, raha te hampiasa ity hira ity amin’ny endriny tsotra kokoa izay ahitana hoe ny feo hiraina ihany no tendrena.

Tonony sy feony: Reid N. Nibley, 1923–2008. © 1969. Narindran’i Reid N. Nibley © 1989 IRI

Môrônia 10:5

Abrahama 3:22–26