Hira
Fanajana, fitoniana


11

Fanajana, fitoniana

Malefaka tsara

Fanajana, fitoniana, no hiatrehanay Anao.

Fanajana, fitoniana, no hihiranay ho Anao.

Fanajana, fitoniana, raha mivavaka.

Aoka hitoetr(a)ao am-ponay ny Fanahinao.

Tonony sy feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1959 IRI

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 19:23