Hira
Hitady ny Tompo aho dieny izao


67

Hitady ny Tompo aho dieny izao

Feno fahavononana

Hitady ny Tompo aho dieny izao.

Hampiany hahalala ny marin(a) aho.

Ny teniny, halaliniko,

hivavaka amin’ny Ray ihany koa.

Hitady ny Tompo aho ary hankatò.

‘Reo mpaminany henoiko avokoa.

Hitandrina tsara ny didy nomeny.

Ka hitady ny Tompo aho na dia mbola kely.

Tonony sy feony: Joanne Bushman Doxey, ter. 1932. © 1984 IRI

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 88:63

Isaia 55:6

Salamo 63:1