Hira
Loha, soroka, tongotra


129a

Loha, soroka, tongotra

Toy ny milalao

Tondroy ny lohanao, ny sorokao, ny tongotrao.

Tondroy ny lohanao, ny maso sy ny molotrao.

Hirao sady tondroy ireo faritry ny vatana voalaza. Na hirao miadana sady ahetseho ireo faritry ny vatana rehefa voatonona izy ireo. Ohatra, aondrika ny loha, ahetsika ny soroka, aforitra ny lohalika, mitringa ny tongotra, sy ny sisa.

Tonony sy feony: Tsy fantatra anarana