Hira
Ny herim-pon’i Nefia


64

Ny herim-pon’i Nefia

Mientanentana

1. Nasain’ ny Tompo nalaina ireo takelabarahina

tany amin’i Labàna izay lehilahy tsy mba marina.

Lamàna, Lemoela saika tsy handeha.

Be herimpo i Nefia ka nanao hoe:

[Chorus]

“Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.

Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.”

2. Nandidy an’ i Nefia ny Tompo hanamboatra sambo.

Nanakivy anefa ireo zokiny toa nihambo.

“Tsy vitanao ‘zany,” hoy izy ireo nihomehy.

Be herimpo i Nefia ka nanao hoe:

[Chorus]

“Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.

Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.”

3. Mandidy antsika koa ny Tompo hankatò ‘reo didy.

Indraindray anefa tsy mora ny safidy.

Rehefa kivy aho na koa manahy re!

Haneho herimpo aho ka nanao hoe:

[Chorus]

“Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.

Handeha aho ka hanao ‘zay nandidian’ny Tompo.

Nyalehan’izay mankatò voaomany mialoha.”

Tonony sy feony: Bill N. Hansen Jr., ter. 1952, sy Lisa T. Hansen, ter. 1958

© 1986 an’i Wilford N. Hansen Jr., sy Lisa Tensmeyer Hansen. Zo rehetra voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

1 Nefia 3:1–7

1 Nefia 17:8–10

1 Nefia 18:4