2015
Nahoana no tena manan-danja ny mankatò?
Aprily 2015


Vavolombelona Manokana

Nahoana no tena manan-danja ny mankatò?

Nalaina tamin’ ny “Avelao ny Finoanareo Hiseho,” Liahona, mey 2014, 29–32.

Vavolombelona manokan’i Jesoa Kristy ireo mpikambana ao amin’ ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo.

Mitonda fitahiana foana ny fitandremana ny didy!

Miteraka fahaverezan’ny fitahiana foana ny tsy fankatoavana ny didy!

Na dia “fanaon’ny rehetra”aza izany, ny diso dia tsy ho marina na oviana na oviana.

Mamela ny finoanao hiseho ianao rehefa mankatò an’Andriamanitra.