2023
Henoy Izy
Jolay 2023


“Henoy Izy,” Liahona, jolay 2023

Henoy Izy

Sary
I Jesoa manasa ny tongotry ny iray amin’ireo Apôstôliny

“Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza, no nanasa ny tongotrareo, hianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra.

“Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.

“Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny andevo tsy lehibe noho ny tompony, na ny iraka noho ny maniraka azy.”

The Servant (Ny mpanompo), nataon’ i Yongsung Kim, tsy azo adika