2023
Henoy Izy
Septambra 2023


“Henoy Izy,” Liahona, sept. 2023.

Henoy Izy

Sary
placeholder alt text

“Ary lazaiko aminareo koa: Raha misy roa aminareo mifanaiky ety ambonin’ny tany na amin’inona na amin’inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin’ny Raiko Izay any an-danitra izany.

“Na aiza na aiza no hiangonan’ny roa na telo amin’ny anarako, dia ao afovoany Aho.”

Sary nataon’i Brian Call