Hira
Ireo lohahevitra


Ireo lohahevitra

Ity fizahana ity dia mitanisa ireo hira araka ny lohaheviny. Mety ilaina izany rehefa mitady ireo hira mety ho an’ny fivoriana na lesona iray manokana. Raha tsy hitanao ny teny iray manokana tadiavinao ao amin’io fizahana io, dia mitadiava teny mitovy hevitra aminy na teny hafa mifandraika aminy. Jereo ihany koa ny Votoatiny, izay ahitana fizarana mitanisa ireo hira mitovitovy lohahevitra.