2021
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2020
Mey 2021


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2020

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2020.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3.463

Misiôna

405

Distrika

537

Paroasy sy sampana

31.136

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

16.663.663

Isan’ireo zaza vaovao voarakitra

65.440

Mpikambana vaovao

125.930

Misiônera

Misiônera amin’ny fotoana feno

51.819

Misiônera mpanao asa soa ho an’ny Fiangonana

30.527

Tempoly

Tempoly notokanana nandritra ny taona 2020 (Tempolin’i Durban Afrika Atsimo)

1

Tempoly naverina notokanana tamin’ny taona 2020

0

Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona

168