2023
Ilay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana
Janoary 2023


“lay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana,” Liahona, Jan. 2023.

Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta Vaovao

Ilay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana

Sary
Olona tao amin’ny fampakaram-bady iray tamin’ny vanim-potoan’ny Testamenta vaovao

“Izany no nataon’i Jesoa tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.”

The Wedding at Cana [Fampakaram-bady tany Kana], nataon’i Carl Heinrich Bloch