2015
Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-185
Nôvambra 2015


Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-185

Sabotsy Hariva, 26 septambra 2015, Fivoriamben’ny vehivavy maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Bonnie L. Oscarson

Vavaka fanokafana: Abby Morgan.

Vavaka famaranana: Grace Teh.

Hira nataon’ny Amboarampeo mitambatry ny Kilonga sy ny Zatovovavy ary ny Fikambanana Ifanampiana avy amin’ireo tsatòka ao atsimon’i Cache Valley, Utah; Claudia Bigler, mpitarika ny hira; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga; Sarah Johnson, mpitsoka sodina: “Ndao, ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 7; hira natambatra, narindran’i Mohlman, tsy navoaka: “Je suivrai le plan de Dieu,” Chants pour les enfants, 164, sy “Faith in Every Footstep,” Dayley, arahin’ny sodina sy ôrga; “Soyons l’espoir des derniers jours,” Cantiques, lah. 166, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Chers enfants, sur vous Dieu veille,” Cantiques, lah. 190, narindran’i Watkins, tsy navoaka; “Allons avec foi,” Cantiques, lah. 173, narindran’i Bigler, tsy navoaka.

Fivoriana Sabotsy Maraina, 3 ôktôbra 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Mary R. Durham.

Vavaka famaranana: Loholona Adrián Ochoa.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Saints, en avant! Armés de foi en Christ! ” Cantiques, lah. 40; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, lah. 39; “Fantatro fa tia ahy ny Mpamonjy,” Creamer, narindran’i Murphy, navoakan’i Jackman; “Misaotra Anao noho ny mpaminany,” Fihirana sy hiran’ny ankizy lah. 72; “Precious Savior, Dear Redeemer,” Hymns, lah. 103, narindran’i Manookin, navoakan’i Jackman; “Ndao ry Olomasina,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 4, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford.

Fivoriana Sabotsy Tolakandro, 3 ôktôbra 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona Terence M. Vinson.

Vavaka famaranana: Loholona Kazuhiko Yamashita.

Hira nataon’ny amboarampeon’ny Kilonga avy tao amin’ny tsatòkan’i Riverton, Utah; Emily Wadley, mpitarika ny amboarampeo; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Merveilleux Sauveur,” Chants pour les enfants, 62, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; hira natambatra, narindran’i DeFord, tsy navoaka: “Search, Ponder, and Pray,” Chants pour les enfants, 109, sy “I Think When I Read That Sweet Story,” Chants pour les enfants, 56; “Viens et suis moi,” Cantiques, lah. 61; “Je ressens son amour,” Chants pour les enfants, 74, narindran’i Cardon, navoakan’i Jackman.

Fivoriana Sabotsy Hariva, 3 ôktôbra 2015, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Loholona Larry S. Kacher.

Vavaka famaranana: Stephen W. Owen.

Hira nataon’ny amboarampeon’ny ray sy ny zanakalahy avy tao amin’ny tsatòkan’i Orem, Utah; Cory Mendenhall, mpitarika ny amboarampeo; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, lah. 41, narindran’i McDavitt, navoakan’i McDavitt; “O Jésus, quand je pense à toi,” Cantiques, lah. 76, narindran’i McDavitt, navoakan’i McDavitt; “Louanges à Dieu,” Cantiques, lah. 37; “Seigneur je te suivrai,” Cantiques, lah. 141; “Proclamons la vérité,” Chants pour les enfants 172, narindran’i McDavitt, navoakan’i McDavitt.

Fivoriana Alahady Maraina, 4 Ôktôbra 2015, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona Chi Hong (Sam) Wong.

Vavaka famaranana: Cheryl A. Esplin.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny amboarampeo; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Arise, O God, and Shine,” Hymns, lah. 265; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 9, narindran’i Wilberg, navoakan’i Hinshaw; “If the Savior Stood Beside Me,” DeFord, narindran’i Cardon/Elliott, tsy navoaka; “Fototra mafy orina,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 12; “Ce jour, au coeur j’ai du soleil,” Cantiques, 144, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Fanahin’ny Ray,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 56, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman.

Fivoriana Alahady Tolakandro, 4 Ôktôbra 2015, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Loholona Jörg Klebingat.

Vavaka famaranana: Loholona Scott D. Whiting.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Que chacun, de tout son coeur,” Cantiques, lah. 36, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Our God Is a God of Love,” Cundick, navoakan’i Jackman; “Hosanna au grand Roi,” Cantiques, lah. 34; “Le monde a besoin d’ouvriers,” Cantiques, lah. 162; narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Aimez vos frères,” Cantiques lah. 200, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Fomba Hahazoana ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny Fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Welden C. Andersen.

Ao ambadika: Sary nalain’i Christina Smith.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangaonana maneran-tany tao Salt Lake City dia nalain’i Welden C. Andersen, Carli Bell, Cody Bell, Janae Bingham, Ale Borges, Randy Collier, Mark Davis, Nate Edwards, Brian Nicholson, Leslie Nilsson, Matt Reier, Bradley Slade, ary Christina Smith; sarin’ny fianakaviana Cavalcante, sary nindramina tamin’i Aroldo Cavalcante; tany Athènes, Georgia, Etazonia, nalain’i Whitney Gossling; tany Orange County, California, Etazonia, nalain’i Erik Isakson; sarin’ny fianakaviana Openshaw, sary nindramina tamin’ny fianakaviana Openshaw; tany Mumbai, Inde, nalain’i Wendy Gibbs Keeler; tany Drammen sy Oslo, Norvège, nalain’i Ashlee Larsen; tany Kyiv, Ukraine, nalain’i Marina Lukach; tany San Pedro, Belize, nalain’i Josué Peña; tany Arica, Chilie,nalain’i Shelby Jeanne Randall; tany Bermejillo, Durango, Mexique, nalain’i Angélica Castañeda Reyes; tany Cavite, Cavite, Philippines, nalain’i Danny Soleta.