Ireo loharano hafa
Fanahy


Fanahy

Ampiasaina ilazana zavatra roa ny teny hoe fanahy ao amin’ny soratra masina. Voalohany, ny fanahy iray izay mitambatra amin’ny vatana iray nofo sy taolana, na izany eto amin’ny fiainana an-tany na aorian’ny fitsanganana amin’ny maty, no antsoina hoe fanahy na olona velona (jereo ny F&F 88:15–16). Faharoa, ny fanahintsika dia antsoina koa hoe fanahy indraindray (jereo ny Almà 40:15–18; Abrahama 3:23).