2015
Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isan-taona faha 185
Mey 2015


Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isan-taona faha 185

Sabotsy hariva, 28 martsa 2015, Fivoriamben’ny vehivavy maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Linda K. Burton.

Vavaka fanokafana: Beverly Tingey.

Vavaka famaranana: Reyna I. Aburto.

Hira nataon’ny amboarampeo itambaran’ny Kilonga sy ny Zatovovavy ary ny Fikambanana Ifanampiana avy ao amin’ny tsatòkan’i Salt Lake, Murray, Kamas, sy Park City, Utah; Erin Pike Tall, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Fototra mafy orina,” Hira sy Fihiran’ny Ankizy, lah. 12; Hira, “Avy amin’Andriamanitra ny fianakaviana,” Neeley, narindran’i Zabriskie, tsy navoaka; “La joie règne au foyer,” Cantiques, no. 189, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; Hira natambatra: “Fitia ao an-tokantrano,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 88; “Sachons dire un mot gentil,” Cantiques, no. 150; “Divin amour,” Cantiques, no. 59, narindran’i Tall/Margetts, tsy navoaka.

Sabotsy maraina, 4 aprily 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona Timothy J. Dyches.

Vavaka famaranana: Loholona Larry J. Echo Hawk.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Vers Sion, cité promise” Cantiques, no. 83; “Gloire au Dieu tout-puissant,” Cantiques, no. 32; “Have I Done Any Good?” Hymns, no. 223, narindran’i Zabriskie © HolySheetMusic.com; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 5; “Venez à Jésus! Il vous appelle,” Cantiques, no. 62, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Oui, je crois en Christ,” Cantiques, lah. 71, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman.

Sabotsy tolakandro, 4 aprily 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Jean A. Stevens.

Vavaka famaranana: Loholona Randy D. Funk.

Hira nataon’ny amboarampeo itambaran’ny tanora tokan-tena ao amin’ireo tsatòka any amin’ny faritanin’i Davis sy Weber, Utah; Sonja Sperling, mpitarika; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Louange à Dieu,” Cantiques, no. 37, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Endrey mahagaga,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 44, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Misaotra Anao noho ny mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 72; “Ndao Handroso Hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 243, narindran’i Elliott, navoakan’i Jackman.

Sabotsy hariva, 4 aprily 2015, Fivoriamben’ny fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: David L. Beck.

Vavaka famaranana: Loholona Robert C. Gay.

Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy ao amin’ny Oniversiten’i Brigham Young; Ronald Staheli, mpitarika; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Sois loué pour ces collines,” Cantiques, no. 20, narindran’i Tom Durham, navoakan’i Jackman; “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64, narindran’i Staheli, tsy navoaka; “Peuples du monde, écoutez-donc!” Cantiques, no. 170; “Maître, la tempête lance,” Cantiques, no. 56, narindran’i Staheli, tsy navoaka

Fivoriana alahady maraina, 5 aprily 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Linda S. Reeves.

Vavaka famaranana: Loholona Kevin S. Hamilton.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Hosanna au grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Tafatsangana i Kristy!” Cantiques, lah.107, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Consider the Lilies,” Hoffman, narindran’i Lyon, navoakan’i Jackman; “Velona ilay Mpanavotra ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 76; “Jésus est ressuscité,” Chants pour les enfants, 70, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Le Christ est ressucité,” Cantiques no. 122, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady tolakandro, 5 aprily 2015, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona S. Gifford Nielsen.

Vavaka Famaranana: Loholona Koichi Aoyagi.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Il vit mon Rédempteur,” Cantiques, no. 72, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “il envoya son Fils aimé,” Chants pour les enfants, 20, narindran’i Hofheins, tsy navoaka; “O viens, toi, Roi des rois” Cantiques, no. 59; “Raconte-moi les histoires de Jésus,” Chants pour les enfants, 36, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Seigneur, je te suivrai” Cantiques, no. 141, narindran’i Murphy, tsy navoaka.

Fomba hahazoana ireo lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana. Amin’ny ankapobeny dia enina herinandro aorian’ny fihaonamben’ny Fiangonana no hita ao amin’ireo foibe fanapariahana ireo rakitsary sy rakipeo amin’ny teny Anglisy. Misy fampahalalana mikasika ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany izay azo alaina amin’ny endriny maromaro ho an’ireo olona manana fahasembanana ao amin’ny disability.lds.org.

Hafatra ho an’ny famangiana sy fampianarana isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Cody Bell.

Ao ambadika: Sary nalain’i Leslie Nilsson.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany tao Salt Lake City dia nalain’i Welden C. Andersen, Cody Bell, Janae Bingham, Ale Borges, Randy Collier, Weston Colton, Mark Davis, Craig Dimond, Nathaniel Ray Edwards, Brandon Flint, Ashlee Larsen, August Miller, Leslie Nilsson, Brad Slade, ary Christina Smith; sarina tanamasoandro nahazoana lalana tamin’ny fianakavin’i Quentin L. Cook; nalain’i Craig Marshall Jacobsen ilay sary tao anaty fiaramanidina; nalain’i Sandra Wahlquist ny sary tao Woodbury, Minnesota, Etazonia; nalain’i Jade West ny sary tao McMinnville, Oregon, Etazonia; nalain’i Lucien sy Agathe Affoue ary Philippe sy Annelies Assard ny sary tao Abidjan, Côte d’Ivoire nalain’i Renee Castagno ny sary tao Perpignan, Frantsa; nalain’i Kukka Fristrom ny sary tao Helsinki, Finlande; nahazoana lalana tamin’ny fianakavian’i Christoffel Golden ny sary tao Johannesburg, Afrika Atsimo; nalain’i Humanum ny sary tao amin’ny Tanànan’i Vatican; nalain’i Sathit Kaivaivatana ny sary tao Bangkok, Thailand; nalain’i Wendy Keeler ny sary tao Mumbai, Inde; nalain’i Laurent Lucuix ny sary tao Montréal, Quebec, Canada; nalain’i Hector Manuel Hernandez Martinez ny sary tao Ciudad del Carmen, Campeche, Mexique; nalain’i Colton Mondragon ny sary tao San Martín de Los Andes, Neuquén, Argentine; nalain’i Brian Yan ny sary tamin’ny fifafinana sary nataon’ny National Geographic tao Hong Kong; nalain’i Clebher Tex ny sary tao Natal, Rio Grande do Norte, Brésil; ary nalain’i Kami Weddick ny sary tany Londres, Angleterre. Pejy 77: sary nalain’i Brian Call.