2015
Ireo fitantarana ny Fahitana Voalohany
Mey 2015


Ireo fitantarana ny Fahitana Voalohany

Misy amin’ny fiteny 10 ankehitriny ireo fitantarana efatra voalohany momba ny Fahitana Voalohany izay nosoratan’i Joseph Smith. Azo jerena ao amin’ny josephsmithpapers.org izy ireo, izay ahitan’ireo mpijery en ligne ireo antontan-taratasy sy diary tany am-boalohany ihany koa.