2023
Ny fananganana an’i Lazarosy tamin’ny maty
Martsa 2023


“Ny fananganana an’i Lazarosy tamin’ny maty,” Liahona, mar. 2023.

Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta Vaovao

Ny fananganana an’i Lazarosy tamin’ny maty

Sary
placeholder altText

Niantso tamin’ny feo mahery i “[Jesoa] nanao hoe: ry Lazarosy, mivoaha!

“Dia nivoaka ny maty nisy fehim-paty ny tànany sy ny tongony. … [Jesoa] niteny tamin’ny olona: Vahao izy, ka avelao handeha.”

Jaona 11:43–44

The Resurrection of Lazarus (Ny fitsanganan’i Lazarosy tamin’ny maty), nataon’i Jusepe de Ribera, tompon’ny zon’ny mpamorona ny sary, the Image Museo Nacional del Prado / Art Resource, NY