2018
Mijoro ho vavolombelona momba an’i Kristy ireo Apôstôly
April 2018


Mijoro ho vavolombelona momba an’i Kristy ireo Apôstôly

Nalaina avy tamin’ny “The Tender Mercies of the Lord,” Liahona, May 2005, 99.

Sary
Apostles Testify of Christ

“Amin’ny maha-iray amin’ireo mpanompony ahy dia mijoro ho vavolombelona aho fa i Jesoa Kristy dia Mpanavotra sy Mpamonjy antsika. Fantatro fa velona Izy ary afaka mahazo ilay famindrampony lehibe isika rehetra.”