2022
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2021
Mey 2022


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2021

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2021.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3.498

Misiôna

407

Distrika

520

Paroasy sy sampana

31.315

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

16.805.400

Zaza notsofina rano voarakitra tato amin’ny Fiangonana tamin’ny taona 2021

89.069

Olona niova fo natao batisa nandritra ny taona 2021

168.283

Misiônera

Misiônera amin’ny fotoana feno mampianatra ny filazantsara

54.539

Misiônera mpanao asa soa ho an’ny Fiangonana

36.639

Tempoly

Tempoly natokana nandritra ny taona 2021 (Tempolin’i Winnipeg Manitoba sy Pocatello Idaho)

2

Tempoly naverina natokana tamin’ny taona 2021

1

Tempoly am-perinasa tamin’ny faran’ny taona

170