Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany
Fanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony
Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2021


Fanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony

Ry rahalahy sy anabavy, ankehitriny aho dia hanolotra ireo Manampahefana Ambony, sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony ato amin’ny Fiangonana mba hotohananareo.

Miangavy anareo izahay mba haneho ny fanohananareo amin’ny fomba mahazatra na aiza na aiza mety misy anareo. Raha misy aminareo manohitra na iza na iza amin’ireo hatolotra eto, dia mangataka anareo izahay mba hifandray amin’ny filohan’ny tsatòkanareo.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Russell Marion Nelson amin’ny maha-mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary Filohan’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; Dallin Harris Oaks amin’ny maha-Mpanolotsaina Voalohany azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany; ary Henry Bennion Eyring amin’ny maha-Mpanolotsaina Faharoa azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra, raha misy, aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Dallin H. Oaks ho Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ary i M. Russell Ballard ho Filoha mpisolo toerana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany.

Aroso mba hotohanantsika ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo: M. Russell Ballard, Jeffrey R. Holland, Dieter F. Uchtdorf, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, Neil L. Andersen, Ronald A. Rasband, Gary E. Stevenson, Dale G. Renlund, Gerrit W. Gong, ary Ulisses Soares.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany koa.

Ampahafantarina antsika fa ny Loholona Robert C. Gay sy ny Loholona Terence M. Vinson dia hisaorana tamin’ny asa fanompoana nataon’izy ireo tamin’ny naha-mpikambana azy ireo tao amin’ny Fiadidian’ny Fitopololahy, ka hihatra amin’ny 1 aôgositra 2021 izany.

Ireo izay maniry ny hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahalahy ireo noho ny asa fanompoana feno fandavantena vitan’izy ireo dia aoka haneho izany amin’ny fananganana tanana.

Nisaorana ireto Fitopololahin’ ny Vondromparitra manaraka ireto: ny Loholona Sean Douglas, ny Loholona Michael A. Dunn, ny Loholona Clark G. Gilbert, ny Loholona Alfred Kyungu, sy ny Loholona Carlos G. Revillo Jr., ary ny Loholona Vaiangina Sikahema.

Ireo izay maniry hiara-haneho aminay ny fankasitrahana azy ireo noho ny asa fanompoana tena tsara natolotr’izy ireo dia aoka haneho izany.

Nisaorantsika ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tany araka izao manaraka izao: i Joy D. Jones tamin’ ny naha-filoha azy, i Lisa Harkness tamin’ny naha-mpanolotsaina voalohany azy, ary i Cristina B. Franco tamin’ny naha-mpanolotsaina faharoa azy.

Ireo rehetra izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahavavy ireo noho ny asa fanompoana feno fahafoizantena nataon’izy ireo, dia aoka haneho izany.

Aroso mba hotohanantsika ny Loholona Paul V. Johnson sy ny Loholona S. Mark Palmer mba ho mpikambana ao amin’ny Fiadidian’ ny Fitopololahy, ka hihatra amin’ny 1 aôgositra 2021 izany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia hanao toy izany koa.

Aroso mba hotohanantsika ireto Fitopololahy Manampahefana Ambony ireto: Sean Douglas, Michael A. Dunn, Clark G. Gilbert, Patricio M. Giuffra, Alfred Kyungu, Alvin F. Meredith III, Carlos G. Revillo Jr., ary Vaiangina Sikahema.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, dia aoka haneho izany koa.

Aroso mba hotohanantsika ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra vaovao araka ny nambaran’ny Fiangonana tany am-piandohan’ity herinandro ity.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra dia hanao toy izany koa.

Aroso mba hotohanantsika ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tany vaovao: i Camille N. Johnson ho filoha, I Susan H. Porter ho mpanolotsaina voalohany, ary i Amy A. Wright ho mpanolotsaina faharoa.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany koa.

Aroso mba hotohanantsika ireo Manampahefana Ambony, Fitopololahin’ny Vondromparitra, sy ireo Mpiandraikitra Ambony hafa araka izay misy ankehitriny.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Averinay indray hoe, ireo izay nanohitra na iza na iza tamin’ireo natolotra dia asaina mba hifandray amin’ny filohan’ny tsatòkany.

Misaotra noho ny finoana asehonareo sy ny vavaka ataonareo tsy tapaka ho an’ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana.

Fanovana eo amin’ny Fitopololahin’ny Vondromparitra

Ireto Fitopololahin’ny Vondromparitra manaraka ireto dia notohanana nandritra ny fivoriam-piofanana ho an’ny mpitarika izay notanterahina niaraka tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.

Daniel P. Amato, Rodney A. Ames, Marcelo Andrezzo, Samuel Annan-Simons, Patrick Appianti-Sarpong, Eduardo M. Argana, Steven C. Barlow, Erik Bernskov, Mark E. Bonham, K. Bruce Boucher, Jonathan G. Cannon, Juan P. Casco, Gregorio E. Casillas, Fernando R. Castro, Ranulfo Cervantes, Thomas K. Checketts, Ross A. Chiles, Benjamin Cinco, David C. Clark, Félix Conde, Jorge A. Contreras, Corbin E. Coombs, Moroni Costa, Leandro J. Curaba, B. Corey Cuvelier, Ernesto A. Deyro Jr., J. Kimo Esplin, Tomás Familia, Michael D. Groll, John Gutty, Oleksiy H. Hakalenko, Tommy D. Haws, Levi W. Heath, Brian J. Holmes, Hal C. Hunsaker, Yuichi Imai, Bruce H. Ixcot, Paul H. Jean Baptiste, Dong Hwan Jeong, Frederick M. Kamya, Gaëtan Kelounou, David S. Kinard, Julio E. Lee, R. Darío Lorenzana, Odair José Castro de Lira, Enrique M. Loo, Hernán D. Lucero, Bartolome Madriaga, Douglas P. Maxfield, Héctor Méndez, Steven C. Merrell, Quinn S. Millington, Siegfried A. Naumann, Ricardo J. Nieves, Lorenzo E. Norambuena, Enefiok Ntem, Charles O. Oide, Juan L. Orquera, Roberto C. Pacheco, Damon Page, Franck A. Poznanski, T. Michael Price, Alexandre Ret, Frédéric T. Riemer, Russell A. Robinson, Leonardo S. Rojas, Douglas A. Rozsa, Lee M. Shumway, Robert H. Simpson, Vance K. Smith, Martiniano S. Soquila Jr., Victor H. Suazo, Raul Tapia, Carlos Torres, Bruno E. Vásquez, M. Travis Wolsey, ary Richard G. Youngblood.