2019
Antananarivo, Madagasikara
Ôktôbra 2019


Tafaorina eto ny Fiangonana

Antananarivo, Madagasikara

Sary
women planting a rice paddy in Madagascar

Sary avy amin’ny Getty Images

Ireto misy zavatra vitsivitsy momba an’i Madagasikara sy ny Fiangonana any:

18

Foko eo amin’ilay nosy

5

Ireo kolontsaina lehibe mandrafitra azy: Pôlineziana, Arabo, Aziatika, Afrikana ary Frantsay

26

Tapitrisa ny isan’ny olona any Madagascar

2

Fiteny ôfisialy: Malagasy sy Frantsay

12.000

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

40

Vondrom-piangonana

1986

Mpikambana Malagasy vita batisa voalohany tany Bordeaux, France

1990

Olona dimy no natao batisa sy noraisina ho mpikambana

1998

Naorina ny misiôna voalohany

2000

Naorina ny tsatòka voalohany