2019
Mitsidika ny ankizy ny Loholona Renlund
Ôktôbra 2019


Apôstôly manerana izao tontolo izao

Mitsidika ny ankizy ny Loholona Renlund

Mandeha mitety an’izao tontolo izao ny apôstôly mba hanompo ny olona sy hampianatra azy ireo momba an’i Jesoa Kristy.

Sary
Elder Renlund Visits Children

Mitsidika toerana maro miaraka amin-drahavavy Ruth L. Renlund vadiny ny Loholona Dale G. Renlund mba hanampy ny olona hianatra momba an’i Jesoa Kristy. Manao lahateny sy miresaka amin’ny misiônera izy. Kanefa na aiza na aiza alehany dia ny fiarahana mivory amin’ny ankizy sy ny fandraisana ny tanan’izy ireo no zavatra tiany indrindra. Indraindray dia tsidihany ao amin’ny Kilonga mihitsy izy ireo!

Tany Bolivie

Tany Japon

Tany Pérou

Tany Corée Atsimo

Tian’ny Loholona Renlund ho fantatry ny ankizy any amin’ny toerana rehetra fa mahafantatra azy ireo sy tia azy ireo ny Ray any An-danitra.