2012
Olona voalaza ao amin’ ny Soratra Masina Bokin’ i Môrmôna
Aprily 2012


Olona voalaza ao amin’ ny Soratra Masina Bokin’ i Môrmôna

Hisy karazan’ olona voalaza ao amin’ ny Bokin’ i Môrmôna ny laharana maromaron’ ny Liahona amin’ ity taona ity. Mba hahafahan’ izy ireo ho mafy sy ho mora ampiasaina dia hetezo sy apetaho amin’ ny lakôly amin’ ny taratasy matevina, na amin’ ny harona taratasy kely na amin’ ny hazo vita sokitra izany. Ampirimo ao anaty valopy na harona ireo andian-tsary ireo miaraka amin’ ny efajoro izay mampahafantatra ny toerana ahitana ilay tantara ao amin’ ny soratra masina mifanaraka amin’ ireo sary ireo.

Asa fitoriana nataon’ i Almà sy Amioleka tany Amônihà

Almà 8–14

Sary nataon’ i Beth M. Whittaker

Almà

Amioleka

Zezrôma