2012
Velona Izy!
Aprily 2012


Ho an’ny Ankizy

Velona Izy!

Ny Filoha Monson dia mampianatra hoe, satria maty sy nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy dia mbola ho velona indray isika. Jereo ireo sary etsy ambany. Manorata tarehimarika ao anatin’ilay efamira tsirairay mba hampisehoana ny filaharan’ny fitrangan’ireo zava-niseho ireo.

Satria velona i Jesoa Kristy dia afaka ny hiaraka mandrakizay ny fianakaviana. Manaova sary iray izay ahitana ny fianakaviana ao anatin’io efamira eo ambany eo io.

Sary nataon’i Steve Kropp