2012
Votoatiny
Aprily 2012


Liahona, Aprily 2012

Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Torohevitra: Fidio ilay pejy izy.

Eo amin’ny fonony

Any ambadika: Aza Manendry Ahy, nataon’i Minerva Teichert, nahazoana lalana avy tamin’i Brigham Young University Museum of Art. Ao ambadika: Sombiny avy amin’ny Indro ny tanako, nataon’i Jeff Ward