2012
Fitadiavana Lahatsoratra
Aprily 2012


Fitadiavana Lahatsoratra

Ny Liahona dia liana te hamaky momba ny fomba fanaonao amin’ny Krismasy:

  • Ahoana no fomba fankalazan’ny fianakavianao izany vaninandro izany?

  • Inona no fomba fanao mahazatra ao anatin’ny kolotsainao?

  • Inona avy ireo fomba fanao izay noforoninao mba hanakaikezanao sy ny fianakavianao kokoa ny Mpamonjy?

  • Inona avy ireo zavatra tsy hay hadinoina izay niainanao nandritra ny Krismasy—indrindra ireo izay misy ifandraisany amin’ny fomba fanao—azonao zaraina aminay ve izany?

Alefaso aty amin’ny Liahona azafady amin’ny adiresy hoe liahona@ldschurch.org alohan’ny 1 Jiona 2012 azafady ireo fahatsiarovanao sy hevitrao.