2012
Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet
Aprily 2012


Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet

Liahona.lds.org

Ho an’ny Olon-dehibe

Lahatsoratra maro ao amin’ity laharana ity no mampianatra sy mijoro ho vavolombelon’ny Mpamonjy. Mandalina bebe kokoa ny Aminy ao amin’ny JesusChrist.lds.org.

Ho an’ny Tanora

Lahatsoratra maro ao amin’ity laharana ity no miresaka mahakasika ny fitahiana azo avy amin’ny seminera (jereo ny pejy 20–25 sy ny 46–53). Raha te-handalina bebe kokoa dia mitsidiha ny seminary.lds.org.

Ho an’ny ankizy

Raha hihaino ny hira manao hoe: “Hiezaka ho toa an’i Jesoa Aho” (jereo ny pejy 64–65), dia mitsidiha ny liahona.lds.org.

Zavatra amin’ny fiteninao

Ny Liahona sy ny fitaovan’ny Fiangonana hafa dia misy amin’ny fiteny maro ao amin’ny www.languages.lds.org.