2012
Inona no azoko atao mba hanarahana ny drafitry ny Ray any an-danitra ho ahy?
Aprily 2012


Vavolombelona Manokana

Inona no azoko atao mba hanarahana ny drafitry ny Ray any an-danitra ho ahy?

Avy tamin’ ny “The Joy of Living the Great Plan of Happiness,” Ensign, Nôv. 1996, 75.

Sary
Loholona Richard G. Scott

Ny Loholona Richard G. Scott avy ao amin’ ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinifolo dia nizara hevitra vitsivitsy mikasika io lohahevitra io.

Mianara mikasika ny drafitra lehiben’ ny fahasambarana amin’ ny alalan’ ny fandalinana ny soratra masina.

Mihainoa ny feon’ ireo mpaminany ankehitriny sy taloha.

Mankatoava an’ ilay fahatsapana ao anaty izay tonga avy amin’ ny bitsiky ny Fanahy Masina.

Rehefa ilaina dia mikatsaha torolalana sy fitarihana avy amin’ ny ray aman-dreny sy ireo mpitarika ao amin’ ny fisoronana.

Sary nataon’i Brad Teare