Scripture Stories
Teny fanolorana


“Teny fanolorana,” Tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna (2023)

Teny fanolorana

Mandalo famolavolana ny Tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna amin’izao fotoana izao. Ny amboaran-tantara feno dia hanohana ny fandalinana ny soratra masina ataon’ny isam-batan’olona sy ny fianakaviana ary koa ny loharanom-pitaovana Avia, hanaraka Ahy ho an’ny Bokin’i Môrmôna.

Hahitana ireo tantara voatanisa etsy ambany ilay amboaran-tantara. Hivoaka ireo tantara rehefa voavolavola izy ireo.

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy sosokevitra. Alefaso amin’ny scripture-stories@ChurchofJesusChrist.orgazafady ny fanamarihana avy aminao.