Boky sy lesona
Lisitr’ireo Sary


Lisitr’ireo Sary

Fonony: Living Water, nataon’i Simon Dewey, © Simon Dewey. Lafi-tsary © Artbeats

Pejy 4: Sary © NASA sy STScI

Pejy 8: Sary © NASA sy STScI

Pejy 14: Sombiny avy tamin’i Kristy tany Emaosy, nataon’i Carl Heinrich Bloch. Nampiasaina tamin’ny alalan’ny fahazoan-dalana tany amin’ny National Historic Museum (Tranom-bakoky ny firenena) any Frederiksborg any Hillerød, Danemark

Pejy 18: Sary nataon’i Dimitri Vervitsiotis/Digital Vision/Getty Images

Pejy 22: Sary © Corbis

Pejy 26: Fandaozana ny Sahan’i Edena nataon’i Joseph Brickey. © 1998 Joseph Brickey

Pejy 40: Joseph Smith, nataon’ny mpahaikanto tsy fantatra anarana, nahazoana lalana tamin’ny Mpirakitra tahirintsoratra Community of Christ. Brigham Young, nataon’i Danquart Anthon Weggeland, nahazoana lalana tamin’ny Church History Museum. John Taylor, nataon’ny mpahaikanto tsy fantatra anarana, nahazoana lalana tamin’ny Church History Library and Archives (Tranomboky Mirakitra ny Tantara sy ny Rakitsoratry ny Fiangonana). Wilford Woodruff, nataon’i H. E. Peterson. Lorenzo Snow, nataon’i Lewis Ramsey, nahazoana lalana tamin’ny Church History Museum (Tranom-bakoky ny Fiangonana). Joseph F. Smith, nataon’i A. Salzbrenner, © IRI. Heber J. Grant, nataon’i C. J. Fox, © IRI. George Albert Smith, nataon’i Lee Greene Richards, © IRI. David O. McKay, nataon’i Everett Clark Thorpe, © Everett Clark Thorpe. Joseph Fielding Smith, nataon’i Shauna Cook Clinger, © 1983 IRI. Harold B. Lee, nataon’i Grant Romney Clawson, © IRI. Sarin’i Ezra Taft Benson © Busath Photography. Sarin’i Thomas S. Monson © Busath Photography

Pejy 50: I Kristy nanangana ny zanakavavin’i Jaïro tamin’ny maty, nataon’i Greg K. Olsen. © 1990 IRI

Pejy 60: Aoka Tsy ny Sitrapoko anie no Hatao fa ny Anao, nataon’i Harry Anderson. © Fiangonana Advantista mitandrina ny Andro Fahafito. Tsy azo adika

Pejy 82: Sombiny avy tamin’i Abrahama teo an-kazo terebintan’i Mamre, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 88: Sombiny avy tamin’i Kristy manendry ny Apôstôly Roa ambin’ny folo, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 94: Sombiny avy tamin’Ny fanirian’ny foko, nataon’i Walter Rane. Nahazoana lalana avy tamin’i Church History Museum (Tranom-bakoky ny Fiangonana).

Pejy 102: Sombiny avy tamin’ny Jesoa Kristy, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 134: Ny Fiaraha-misakafo Farany, nataon’i Simon Dewey. © Simon Dewey

Pejy 150: Sombiny avy tamin’i Kristy sy ilay mpanan-karena, nataon’i Heinrich Hofmann. Nahazoana lalana tamin’i C. Harrison Conroy Co., Inc.

Pejy 162: Sombiny avy tamin’i Jesoa manasa ny tongotry ny Apôstôly, nataon’i Del Parson. © 1983 IRI

Pejy 168: Sary © Getty Images

Pejy 174: Sombiny avy tamin’Ilay Samaritana Tsara Fanahy, nataon’i Joseph Brickey. © 2001 Joseph Brickey

Pejy 180: Sary nataon’i George Doyle/Stockbyte/Getty Images

Pejy 190: Sombiny avy tamin’ny Mandehana ary Ampianaro ny Firenena Rehetra, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 200: Adama sy Eva Manolotra Fanatitra, nataon’i Keith Larson. © 1996 Keith Larson

Pejy 218: Sary Robert Casey. © 2004 Robert Casey

Pejy 224: Sary nataon’i Robert Casey. © 2004 Robert Casey

Pejy 246: Sombiny avy tamin’i Jakoba Manome Tsodrano an’i Joseph, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 252: Ny Fiaviana Fanindroany, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 258: Sombiny avy tamin’Ny Fiaviana Fanindroany, nataon’i Harry Anderson. © IRI

Pejy 264: Sombiny avy tamin’ny Hifankatia, nataon’i Nancy Glazier-Koehler. © 1984 Nancy Glazier-Koehler

Pejy 268: Sombiny avy tamin’ Ny Fitsarana Farany, nataon’i John Scott. © 1974 IRI

Pejy 276: Sombiny avy tamin’ny sary peta-drindrina nataon’i Dan Baxter