2019
Lahatsoratra ho an’ny nomerika ihany
Aprily 2019


Liahona amin’ny endrika nomerika

Lahatsoratra AMIN’NY ENDRIKA NOMERIKA ihany

liahona.lds.org

facebook.com/liahona

Application Bibliothèque de l’Évangile

Tsy tena miaina ny Filazantsara amin’ny fonao manontolo ve ianao?

Nosoratan’i Chakell Wardleigh

Inona marina no tena mampiavaka ny hoe sahirana ato am-piangonana sy ny hoe mavitrika ato am-piangonana?

Manatanjaka ireo hozatrao ara-panahy

Nosoratan’i Aspen Stander

Mba tsy hahatonga ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika ho marefo dia tokony hampatanjahantsika tsy tapaka ny hozatra ara-panahintsika.