2019
Velona Izy!
Aprily 2019


Sary
He Is Risen

Velona Izy! Velona Izy!

Mihirà sy mifalia.

Tafatsangana i Jesoa,

Miderà sy mihobia.

Afaka ny olony.

Fa nandresy ilay Kristy.

(“He Is Risen!” Hymns, lah. 199.)