2019
Tao an-jaridaina tao
Aprily 2019


Tao an-jaridaina tao

Amim-pandinihana = 60–68

Sary
Christ praying

SOMBINY AVY AMIN’NY Gethsemane, NATAON’I J. KIRK RICHARDS; SAMPAN’OLIVA AVY AMIN’NY GETTY IMAGES

Sary
In a Sacred Garden Place

1. Tao an-jaridaina tao,

namonjy ahy ny fahasoavanao.

Ianao tao Getsemane,

nitalaho ho ahy re,

nitalaho ho ahy re,

raisonao ’ty foko izao,

mba hanao ny sitrakao.

Ianao tao Getsemane,

nitalaho ho ahy re,

nitalaho ho ahy re!

2. ‘Reo ratranao raha jerena,

maneho ‘lay sorom-pamonjena.

Ny rehetra navotanao,

maty ho ahy tokoa Ianao,

maty ho ahy tokoa Ianao,

raisonao ’ty foko izao,

mba hanao ny sitrakao.

Ny rehetra navotanao,

maty ho ahy tokoa Ianao,

maty ho ahy tokoa Ianao,

Ty kapoaka no sotroiko,

am-panajana izao tsaroako

ilay vatanao torotoro,

ho Anao indro aho hijoro,

ho Anao indro aho hijoro,

raisonao ’ty foko izao,

mba hanao ny sitrakao.

Tsy hijaly intsony Ianao,

Hiaina ho Anao re aho!

Hiaina ho Anao re aho!