2020
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2019
Mey 2020


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2019

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2019.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3437

Misiôna

399

Distrika

542

Paroasy sy sampana

30.940

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

16.565.036

Isan’ireo zaza vaovao voarakitra

94.266

Mpikambana vaovao

248.835

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno

67.021

Misiônera mpanao asa soa an’ny Fiangonana

31.333

Tempoly

Tempoly natokana nandritra ny taona 2019 (Rome Italie, Kinshasa Repoblika Demokratikan’i Congo, Fortaleza Brésil, Port-au-Prince Haiti, Lisbonne Portugal, ary Arequipa Pérou)

6

Tempoly naverina natokana nandritra ny taona 2019 (Memphis Tennessee, Oklahoma City Oklahoma, Oakland Californie, Raleigh Caroline du Nord, Franckfort Allemagne, Asunción Paraguay, ary Baton Rouge Louisianne)

7

Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona

167