Fanampiana amin’ny fandalinana
Adama-ondia-Amàna


Adama-ondia-Amàna

Ny toerana nitsofan’i Adama rano ny taranany marina telo taona talohan’ny nahafatesany (F&F 107:53–56) ary hahatongavany mialoha ny Fiaviana Fanindroany (F&F 116).