Fanampiana amin’ny fandalinana
Mpisorona, Fisoronana Melkizedeka


Mpisorona, Fisoronana Melkizedeka

Olona izay manatanteraka fombafomba ara-pivavahana amin’ Andriamanitra ho an’ny olon-kafa. Matetika dia mpisorona avo araka ny lamin’i Melkizedeka ny mpisorona ao amin’ny Soratra Masina (Almà 13:2). Lasa mpisorona sy mpanjaka ao amin’ny tontolo selestialy ireo izay mandray ny fahafenoan’ny voninahitr’ Andriamanitra aorian’ny Fitsanganana amin’ny maty.