Fanampiana amin’ny fandalinana
Filipo


Filipo

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, i Filipo avy any Betsaida dia iray amin’ireo Apostolin’ny Tompo roa ambin’ny folo voalohany (Mat. 10:2–4; Jao. 1:43–45).

Ilay Filipo iray hafa dia iray amin’ireo fitolahy nofinidy hanampy ny Apôstôly Roa ambin’ny folo (Asa 6:2–6). Nitory teny tany Samaria sy tamin’ilay tandapa Etiopiana izy (Asa 8).