Fanampiana amin’ny fandalinana
Fivoriana tany An-danitra


Fivoriana tany An-danitra

Fotoana iray talohan’ny fiainana an-tany, izay nanoloran’ny Ray ny drafiny ho an’ireo zanany ara-panahy izay ho tonga ety an-tany.