Fanampiana amin’ny fandalinana
Samaria


Samaria

Ao amin’ny Testamenta Taloha, renivohitry ny fanjakan’i Isiraely Avaratra (1 Mpan. 16:23–24). Noho ny toerany matanjaka ara-tafika teo amin’ny havoana, dia tsy afa-namabo izany ny Asyriana raha tsy taorian’ny fahirano telo taona (2 Mpan. 17:5–6). Naverin’i Heroda natsangana izany ary nantsoina hoe Sebasta. Tamin’ny andron’ny Testamenta Vaovao, i Samaria dia anaran’ny faritra afovoan’ny Palestina manontolo, andrefan’i Jordana.