Fanampiana amin’ny fandalinana
Kôrihôra


Kôrihôra

Antikristy iray ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, izay nitady famantarana ho porofon’ny herin’ Andriamanitra. Nataon’ny Tompo tonga moana i Kôrihôra (Almà 30:6–60).