Fanampiana amin’ny fandalinana
Esao


Esao

Ao amin’ny Testamenta Taloha, zanaka lahimatoan’i Isaka sy i Rebeka ary rahalahin’i Jakoba sady kambana taminy. Mpifandrafy hatramin’ny nahaterahany izy mirahalahy (Gen. 25:19–26). Ny taranak’i Esao, ny Edomita, sy ny taranak’i Jakoba, ny Isiraelita, dia nanjary firenena mpifandrafy (Gen. 25:23).