Fanampiana amin’ny fandalinana
Hazo Oliva


Hazo Oliva

Hazo fahita any Isiraely sady loharanon-karena lehibe eo amin’ny fambolena tao amin’ny tany ao amin’ny Baiboly. Volena noho ny hazony ary ny diloilo azo avy aminy. Ampiasaina matetika ho mari-pamantarana ny mpianakavin’i Isiraely ny hazo oliva ao amin’ny Soratra Masina.