Fanampiana amin’ny fandalinana
Fayette, New York (Etazonia)


Fayette, New York (Etazonia)

Faritany nisy ny toeram-piompiana amam-pambolen’i Peter Whitmer rainy izay nanomezana ny Mpaminany Joseph Smith zanany fanambarana maro. Tao no nananganana ny Fiangonana ny 6 aprily 1830 ary nandrenesana ny feon’ny Tompo (F&F 128:20).