Fanampiana amin’ny fandalinana
Fakantahaka


Fakantahaka

Modely azon’ny olona iray arahina mba hahazoana vokany. Ao amin’ny Soratra Masina, ny fakantahaka dia matetika midika ho ohatra, amin’ny fomba fiaina iray na amin’ny fanorenana zavatra iray.