Fanampiana amin’ny fandalinana
Evanjelistra


Evanjelistra

Olona izay mitondra na manambara ny vaovao mahafalin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Nampianatra i Joseph Smith fa ny evanjelistra dia patriarika. Antsoina sy atokana eo ambany fitarihan’ny Apôstôly Roa ambin’folo ny Patriarika mba hanome tsodrano manokana atao hoe tsodranon’ny patriarika.