Fanampiana amin’ny fandalinana
Hebrona


Hebrona

Tanàna fahiny tany Joda, roa amby telopolo kilaometatra tao atsimon’i Jerosalema. Toerana nandevenana an’i Abrahama sy ny fianakaviany izany (Gen. 49:29–32). Renivohitr’i Davida izany nandritra ny fiandohan’ny fitondrany (2 Sam. 5:3–5).