Fanampiana amin’ny fandalinana
Marary


Marary

Tsy salama na marofy. Ao amin’ny soratra masina, ny aretin’ny vatana dia ampiasaina indraindray ho tandindon’ny tsy fahampian’ny fahasalaman’ny fanahy (Isa. 1:4–7; 33:24).